FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Efesianina 1:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 izay antoka+ mialoha ny amin’ny lovantsika.+ Nasiana izany tombo-kase izany ianareo mba hanafahana ny olon’Andriamanitra+ amin’ny alalan’ny vidim-panavotana,+ mba hiderana azy amim-boninahitra.

  • Hebreo 9:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Koa izany no mahatonga azy ho mpanelanelana+ amin’ny fifanekena vaovao. Amin’izay dia hahazo fampanantenana ny amin’ny lova mandrakizay+ ireo voantso. Fa maty i Kristy mba hanafahana azy ireo amin’ny alalan’ny vidim-panavotana,+ ka hanavotana azy ireo tamin’ny fandikan-dalàna teo ambanin’ilay fifanekena taloha.+

  • 1 Petera 1:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 eny, naterany indray ho amin’ny lova tsy mety simba sy tsy misy loto ary maharitra,+ izay voatahiry any an-danitra ho anareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara