22 Fa izay ao amin’ny Tompo ka nantsoina tamin’izy mpanompon’olona, dia olona nomena fahafahana izy sady an’ny Tompo.+ Toy izany koa fa izay nantsoina tamin’izy olona afaka,+ dia mpanompon’i+ Kristy izy.
10 Olona ve no reseko lahatra, sa Andriamanitra? Sa mila sitraka amin’olona aho?+ Raha mbola mila sitraka amin’olona+ mantsy aho, dia tsy mpanompon’i Kristy.+