Asan’ny Apostoly 26:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hirahiko hanokatra ny masony+ ianao sy hampiova azy hiala amin’ny haizina+ ho amin’ny mazava,+ ary hiala amin’ny fahefan’i Satana+ ho amin’Andriamanitra, mba hahazoany famelan-keloka+ sy lova+ miaraka amin’ireo nohamasinina+ noho ny finoana ahy.’ Romanina 8:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Raha zanaka àry isika, dia mpandova koa: Eny tokoa, mpandova an’Andriamanitra, fa mpiara-mandova+ amin’i Kristy kosa, raha miara-mijaly+ aminy isika mba homem-boninahitra miaraka aminy koa.+ Efesianina 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 izay antoka+ mialoha ny amin’ny lovantsika.+ Nasiana izany tombo-kase izany ianareo mba hanafahana ny olon’Andriamanitra+ amin’ny alalan’ny vidim-panavotana,+ mba hiderana azy amim-boninahitra.
18 Hirahiko hanokatra ny masony+ ianao sy hampiova azy hiala amin’ny haizina+ ho amin’ny mazava,+ ary hiala amin’ny fahefan’i Satana+ ho amin’Andriamanitra, mba hahazoany famelan-keloka+ sy lova+ miaraka amin’ireo nohamasinina+ noho ny finoana ahy.’
17 Raha zanaka àry isika, dia mpandova koa: Eny tokoa, mpandova an’Andriamanitra, fa mpiara-mandova+ amin’i Kristy kosa, raha miara-mijaly+ aminy isika mba homem-boninahitra miaraka aminy koa.+
14 izay antoka+ mialoha ny amin’ny lovantsika.+ Nasiana izany tombo-kase izany ianareo mba hanafahana ny olon’Andriamanitra+ amin’ny alalan’ny vidim-panavotana,+ mba hiderana azy amim-boninahitra.