Jaona 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Feno+ hatsaram-panahy tsy manam-paharoa sy fahamarinana izy, ka nahazo avy tamin’izany isika rehetra, dia hatsaram-panahy tsy manam-paharoa miampy hatsaram-panahy tsy manam-paharoa.+ Kolosianina 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsara afina ao aminy tokoa mantsy ny harenan’ny fahendrena rehetra sy ny harenan’ny fahalalana rehetra.+
16 Feno+ hatsaram-panahy tsy manam-paharoa sy fahamarinana izy, ka nahazo avy tamin’izany isika rehetra, dia hatsaram-panahy tsy manam-paharoa miampy hatsaram-panahy tsy manam-paharoa.+
3 Tsara afina ao aminy tokoa mantsy ny harenan’ny fahendrena rehetra sy ny harenan’ny fahalalana rehetra.+