Asan’ny Apostoly 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 ka nanao hoe: “Ry lehilahy galilianina, nahoana ianareo no mijoro eto mijery ny lanitra? Iny Jesosy nakarina niala taminareo ho any an-danitra iny, dia ho avy amin’iny fomba iny ihany,+ toy ilay nahitanareo azy niakatra tany an-danitra.”
11 ka nanao hoe: “Ry lehilahy galilianina, nahoana ianareo no mijoro eto mijery ny lanitra? Iny Jesosy nakarina niala taminareo ho any an-danitra iny, dia ho avy amin’iny fomba iny ihany,+ toy ilay nahitanareo azy niakatra tany an-danitra.”