2 “Iza anefa no hahatanty ny andro iaviany,+ ary iza no hahajoro rehefa miseho izy?+ Fa ho toy ny afon’ny mpandrendrika metaly+ izy sady ho toy ny savonin’ny+ mpanasa lamba.+
38 Fa na iza na iza menatra noho ny amiko sy ny teniko, eto amin’ity taranaka mpanitsakitsa-bady sy mpanota ity, dia ho menatra+ noho ny aminy koa ny Zanak’olona rehefa tonga amin’ny voninahitry ny Rainy izy, miaraka amin’ny anjely masina.”+