Romanina 13:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Aoka tsy hisy trosan’olona any aminareo,+ afa-tsy ny fifankatiavanareo,+ fa izay tia ny mpiara-belona aminy dia efa manatanteraka ny lalàna.+ Galatianina 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Raha ny amin’i Kristy Jesosy mantsy, dia samy tsy misy vidiny na ny famorana na ny tsy famorana,+ fa ny finoana+ izay miasa amin’ny alalan’ny fitiavana+ no misy vidiny.
8 Aoka tsy hisy trosan’olona any aminareo,+ afa-tsy ny fifankatiavanareo,+ fa izay tia ny mpiara-belona aminy dia efa manatanteraka ny lalàna.+
6 Raha ny amin’i Kristy Jesosy mantsy, dia samy tsy misy vidiny na ny famorana na ny tsy famorana,+ fa ny finoana+ izay miasa amin’ny alalan’ny fitiavana+ no misy vidiny.