Kolosianina 4:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary rehefa voavaky eo aminareo ity taratasy ity, dia ataovy izay hamakiana+ azy koa amin’ny fiangonan’ny Laodikianina, ary ataovy koa izay hamakianareo ilay avy any Laodikia. 1 Tesalonianina 5:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Andraikitra lehibe ankiniko aminareo, eo anatrehan’ny Tompo, ny famakiana an’ity taratasy ity amin’ny rahalahy rehetra.+
16 Ary rehefa voavaky eo aminareo ity taratasy ity, dia ataovy izay hamakiana+ azy koa amin’ny fiangonan’ny Laodikianina, ary ataovy koa izay hamakianareo ilay avy any Laodikia.
27 Andraikitra lehibe ankiniko aminareo, eo anatrehan’ny Tompo, ny famakiana an’ity taratasy ity amin’ny rahalahy rehetra.+