1 Timoty 5:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Raha misy vehivavy mpino manan-kavana mpitondratena, dia aoka izy hanampy azy.+ Ary aza ampitondraina enta-mavesatra ny fiangonana, mba ho afaka hanampy an’ireo tena mpitondratena tokoa.+
16 Raha misy vehivavy mpino manan-kavana mpitondratena, dia aoka izy hanampy azy.+ Ary aza ampitondraina enta-mavesatra ny fiangonana, mba ho afaka hanampy an’ireo tena mpitondratena tokoa.+