FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 15:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Aoka ianareo hifoha sy hahatsiaro saina+ ka hanao ny marina, ary aza zatra manota. Tsy manana fahalalana an’Andriamanitra mantsy ny sasany.+ Ny hampahamenatra anareo no ilazako izany.+

  • 1 Jaona 3:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tsy zatra manota izay rehetra naterak’Andriamanitra,+ satria mitoetra ao amin’ny olona toy izany ny voa* avy amin’Andriamanitra. Tsy ho zatra manota àry izy, satria naterak’Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara