Asan’ny Apostoly 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa hoy i Petera: “Ry Ananiasy, nahoana i Satana+ no nanome anao fahasahiana hamitaka+ ny fanahy masina,+ ka nohazoninao mangingina ny ampahany tamin’ny vidin’ilay tany? Romanina 1:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 tsy misaina,+ tsy manaja fifanekena,+ tsy tia ny mpianakaviny,+ tsy misy antra.+
3 Fa hoy i Petera: “Ry Ananiasy, nahoana i Satana+ no nanome anao fahasahiana hamitaka+ ny fanahy masina,+ ka nohazoninao mangingina ny ampahany tamin’ny vidin’ilay tany?