FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 18:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Hoy i Jesosy:+ “Tsy anisan’ity tontolo ity ny fanjakako.+ Raha anisan’ity tontolo ity ny fanjakako, dia ho niady+ ny oloko mba tsy ho natolotra tamin’ny Jiosy aho. Tsy avy amin’izany anefa ny fanjakako.”

  • Jaona 19:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia namaly i Jesosy hoe: “Tsy ho nanana fahefana amiko velively ianao raha tsy nomena anao avy tany ambony izany.+ Koa izay nanolotra ahy taminao no meloka kokoa.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara