Jaona 17:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ray ô, mba tiako hiaraka amiko any amin’izay misy ahy ireo nomenao ahy,+ mba hahitany ny voninahitro izay nomenao ahy, satria ianao efa tia ahy talohan’ny nanorenana+ izao tontolo izao.+
24 Ray ô, mba tiako hiaraka amiko any amin’izay misy ahy ireo nomenao ahy,+ mba hahitany ny voninahitro izay nomenao ahy, satria ianao efa tia ahy talohan’ny nanorenana+ izao tontolo izao.+