Deoteronomia 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Mihainoa, ry Israely ô: I Jehovah Andriamanitsika dia Jehovah iray ihany.+ Isaia 43:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Ianareo no vavolombeloko”,+ hoy i Jehovah, “eny, mpanompoko izay nofidiko,+ mba hahafantaranareo+ sy hinoanareo ahy,+ ary hahatakaranareo fa tsy miova Aho.+ Talohako dia tsy nisy Andriamanitra voaforona,+ ary mbola tsy nisy koa taoriako.+ 1 Korintianina 8:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ny amin’ny fihinanana+ sakafo atolotra ho an’ny sampy, dia fantatsika fa tsinontsinona velively ny sampy,+ ary tsy misy Andriamanitra afa-tsy iray ihany.+
10 “Ianareo no vavolombeloko”,+ hoy i Jehovah, “eny, mpanompoko izay nofidiko,+ mba hahafantaranareo+ sy hinoanareo ahy,+ ary hahatakaranareo fa tsy miova Aho.+ Talohako dia tsy nisy Andriamanitra voaforona,+ ary mbola tsy nisy koa taoriako.+
4 Ny amin’ny fihinanana+ sakafo atolotra ho an’ny sampy, dia fantatsika fa tsinontsinona velively ny sampy,+ ary tsy misy Andriamanitra afa-tsy iray ihany.+