FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 18:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Mifantena anefa lehilahy eo anivon’ny olona rehetra, dia lehilahy mahay,+ matahotra an’Andriamanitra,+ azo itokisana,+ ary tsy tia tombony azo amin’ny tsy rariny.+ Dia tendreo izy ireo ho lehiben’ny arivo,+ sy lehiben’ny zato, sy lehiben’ny dimampolo, ary lehiben’ny folo.+

  • Deoteronomia 1:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Koa mifidiana lehilahy hendry sy malina+ ary za-draharaha,+ eo amin’ny fokonareo, mba hataoko ho lehibenareo.’+

  • Jeremia 3:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Mpiandry sitraky ny foko no homeko anareo,+ ka hofahanany fahalalana sy fahaiza-manavaka ianareo.+

  • Asan’ny Apostoly 20:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Tandremo+ ny tenanareo+ sy ny ondry+ rehetra izay nanendren’ny fanahy masina anareo ho mpiandraikitra,+ mba hiandrasanareo ny fiangonan’Andriamanitra,+ izay novidiny tamin’ny ran’ny+ Zanany.

  • Titosy 1:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ny namelako anao tany Kreta,+ dia ny hanitsianao ireo zavatra tsy nety sy ny hanendrenao+ anti-panahy isan-tanàna, araka ny nandidiako anao,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara