1 Timoty 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa milaza marimarina ny fanambarana avy amin’ny fanahy fa hiala+ amin’ny finoana ny sasany any aoriana any,+ satria mihaino fanambarana mamitaka+ avy amin’ny fanahy sy mihaino fampianaran’ny demonia.+ 2 Petera 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa fantatrareo aloha izao: Amin’ny andro farany,+ dia hisy mpaneso+ ho tonga haneso, sady mandeha araka ny faniriany,+
4 Fa milaza marimarina ny fanambarana avy amin’ny fanahy fa hiala+ amin’ny finoana ny sasany any aoriana any,+ satria mihaino fanambarana mamitaka+ avy amin’ny fanahy sy mihaino fampianaran’ny demonia.+
3 Fa fantatrareo aloha izao: Amin’ny andro farany,+ dia hisy mpaneso+ ho tonga haneso, sady mandeha araka ny faniriany,+