2 Tesalonianina 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa navelan’Andriamanitra hankany amin’izy ireo àry ny asan’ny fahadisoana, mba hinoany lainga.+ 1 Timoty 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa milaza marimarina ny fanambarana avy amin’ny fanahy fa hiala+ amin’ny finoana ny sasany any aoriana any,+ satria mihaino fanambarana mamitaka+ avy amin’ny fanahy sy mihaino fampianaran’ny demonia.+
4 Fa milaza marimarina ny fanambarana avy amin’ny fanahy fa hiala+ amin’ny finoana ny sasany any aoriana any,+ satria mihaino fanambarana mamitaka+ avy amin’ny fanahy sy mihaino fampianaran’ny demonia.+