Asan’ny Apostoly 2:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Mpaminany izy ary nahalala fa nianiana taminy Andriamanitra hoe ny taranany no hapetrak’Andriamanitra eo amin’ny seza fiandrianany.+ Araka izany, dia Asan’ny Apostoly 13:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Araka ny efa nampanantenain’Andriamanitra, dia avy tamin’ny taranak’i+ Davida no nanomezany mpamonjy+ ho an’ny Israely, dia i Jesosy. Romanina 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izany vaovao tsara izany dia momba ny Zanany, izay avy amin’ny taranak’i Davida+ raha araka ny nofo,+
30 Mpaminany izy ary nahalala fa nianiana taminy Andriamanitra hoe ny taranany no hapetrak’Andriamanitra eo amin’ny seza fiandrianany.+ Araka izany, dia
23 Araka ny efa nampanantenain’Andriamanitra, dia avy tamin’ny taranak’i+ Davida no nanomezany mpamonjy+ ho an’ny Israely, dia i Jesosy.
3 Izany vaovao tsara izany dia momba ny Zanany, izay avy amin’ny taranak’i Davida+ raha araka ny nofo,+