1 Timoty 6:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa ianao kosa, ry lehilahin’Andriamanitra, andosiro izany zavatra izany.+ Fa katsaho kosa ny fahamarinana, ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra, ny finoana, ny fitiavana, ny faharetana, ary ny fahalemem-panahy.+
11 Fa ianao kosa, ry lehilahin’Andriamanitra, andosiro izany zavatra izany.+ Fa katsaho kosa ny fahamarinana, ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra, ny finoana, ny fitiavana, ny faharetana, ary ny fahalemem-panahy.+