FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 3:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Hoy i Jesosy: “Lazaiko aminao marina dia marina tokoa fa tsy afaka miditra ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra ny olona raha tsy ateraky ny rano+ sy ny fanahy.+

  • Romanina 8:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Fa izay rehetra tarihin’ny fanahin’Andriamanitra no zanak’Andriamanitra.+

  • Romanina 8:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ankoatra izany, dia mitoloko+ ao am-po koa isika izay manana ny voaloham-bokatra,+ izany hoe ny fanahy, sady miandry fatratra ny fananganana antsika ho zanaka+ sy ny fanafahana antsika amin’ny vatantsika, amin’ny alalan’ny vidim-panavotana.

  • 2 Korintianina 5:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa raha misy olona tafaray amin’i Kristy, dia zavaboary vaovao+ izy. Efa lasa ny zavatra taloha,+ ary indreo, fa misy zava-baovao.+

  • Hebreo 6:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa izay olona efa nohazavaina indray mandeha monja,+ sy efa nanandrana ny fanomezana maimaim-poana+ avy any an-danitra, sy efa anisan’ny nahazo ny fanahy masina,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara