FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 4:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 saingy lasa mibahan-toerana tsikelikely ny fanahiana+ eto amin’ity tontolo ity sy ny famitahan’ny harena+ ary ny faniriana+ ny zavatra hafa koa, ka mangeja ny teny, dia manjary tsy mamoa izy.+

  • 2 Tesalonianina 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 ary amin’ny famitahana+ tsy marina rehetra ho an’ireo ho ringana.+ Izany dia ho valin’ny tsy naneken’izy ireo ny fitiavana+ ny fahamarinana mba hahavoavonjy azy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara