FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Romanina 15:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Madiva ho any Jerosalema anefa aho izao mba hanompo ny olona masina.+

  • 2 Korintianina 8:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary sitrapon’izy ireo ny niangavy anay mafy tsy an-kijanona mba hahafahany haneho hatsaram-panahy, ka handray anjara amin’ilay fanompoana an’ireo olona masina.+

  • 2 Timoty 1:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 I Jehovah Tompo anie hiantra+ azy amin’izany andro+ izany! Ary fantatrao tsara ny fanompoana rehetra nataony tany Efesosy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara