-
Kolosianina 2:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 mba hampiononana+ ny fon’izy ireo, ary mba ho tafakambana mirindra tsara ao amin’ny fitiavana+ izy ireo. Amin’izay izy ireo dia hahazo ny harena rehetra, izay tsy inona fa ny fatokisany tanteraka ny fomba fahazoany hevitra,+ ary mba hahazoany fahalalana marina tsara ny zava-miafina masin’Andriamanitra, izany hoe i Kristy.+
-