FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Romanina 8:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Iza àry no hanameloka azy ireo? Tsy misy, satria i Kristy Jesosy efa maty sy natsangana tamin’ny maty, ary izy ilay eo ankavanan’Andriamanitra+ sy miangavy ho antsika.+

  • 1 Timoty 2:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Iray ny Andriamanitra+ ary iray ny mpanelanelana+ amin’Andriamanitra+ sy ny olona,+ dia olona iray atao hoe Kristy Jesosy,+

  • Hebreo 9:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Fa tsy toerana masina nataon-tanana,+ izay tahaka an’ilay tena izy,+ no nidiran’i Kristy, fa ny lanitra mihitsy,+ mba hisehoany ankehitriny eo anatrehan’Andriamanitra ho antsika.+

  • 1 Jaona 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Manoratra aminareo momba izany aho, ry zanako malalako, mba tsy hanotanareo.+ Raha misy anefa sendra manota, dia manana mpanampy+ any amin’ny Ray isika, dia i Jesosy Kristy, ilay marina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara