11 Koa raha tena nahatonga ny olona ho lavorary+ ny fisoronan’ny+ Levita—satria anisan’ny Lalàna nomena ny vahoaka izy io+—dia inona indray no ilana+ hanendrena mpisorona hafa lazaina hoe tahaka an’i Melkizedeka,+ fa tsy tahaka an’i Arona?
19 Fa ny Lalàna dia tsy nahatonga na inona na inona ho lavorary,+ fa ny nahavita izany kosa dia ny nampidirana fanantenana+ tsara kokoa, izay anatonantsika an’Andriamanitra.+