FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 7:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Aza omena ny alika ny zava-masina,+ ary aza atsipy eo anoloan’ny kisoa ny perla any aminareo sao hohitsakitsahiny,+ dia hifotitra aminareo izy ka hamiravira anareo.

  • Filipianina 3:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Maro mantsy no mitsangan-ko fahavalon’ny hazo fijalian’i Kristy.+ Efa nilaza momba azy ireny matetika aho, fa ankehitriny dia milaza momba azy ireny amin-dranomaso koa.

  • Hebreo 6:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 kanefa nihemotra,+ dia tsy azo velomina indray ho amin’ny fibebahana,+ satria mamantsika ny Zanak’Andriamanitra amin’ny hazo fijaliana indray izy ireo, ka manala baraka azy ampahibemaso.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara