FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 3:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary hoy indray izy tamin’i Mosesy:

      “Izao no holazainao amin’ny zanak’Israely: ‘Jehovah Andriamanitry ny razanareo, dia Andriamanitr’i Abrahama+ sy Andriamanitr’i Isaka+ ary Andriamanitr’i Jakoba,+ no naniraka ahy ho atỳ aminareo.’ Izany no anarako mandritra ny fotoana tsy voafetra,+ sy hahatsiarovana ahy hatramin’ny taranaka fara mandimby.+

  • Matio 22:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 ‘Izaho no Andriamanitr’i Abrahama sy Andriamanitr’i Isaka ary Andriamanitr’i Jakoba’?+ Tsy mba Andriamanitry ny maty izy, fa an’ny velona.”+

  • Asan’ny Apostoly 7:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 ‘Izaho no Andriamanitry ny razanao, dia Andriamanitr’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba.’+ Dia tora-kovitra i Mosesy, ka tsy sahy nandinika akaiky kokoa.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara