Eksodosy 12:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia nantsoin’i Mosesy avy hatrany ny anti-panahy rehetran’ny Israely,+ ka nilazany hoe: “Mandehana maka ondry na osy, ka ataovy iray isam-pianakaviana izany, dia vonoy hatao sorona amin’ny Paska.+
21 Dia nantsoin’i Mosesy avy hatrany ny anti-panahy rehetran’ny Israely,+ ka nilazany hoe: “Mandehana maka ondry na osy, ka ataovy iray isam-pianakaviana izany, dia vonoy hatao sorona amin’ny Paska.+