FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 21:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia nisy roa lahy niditra ka nipetraka teo anoloan’i Nabota, ary olona tsy manjary izy roa lahy ireo. Ary niampanga an’i Nabota teo anatrehan’ny olona izy roa lahy hoe: “Nanozona an’Andriamanitra sy ny mpanjaka i Nabota!”+ Avy eo, dia nentin’ny olona nivoaka teny an-tsisin-tanàna izy, ary notorahany vato ka maty.+

  • 2 Tantara 24:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Koa niray tetika hanohitra an’i Zakaria izy ireo,+ ka nitora-bato azy+ teo an-tokotanin’ny tranon’i Jehovah, araka ny baikon’ny mpanjaka.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara