Filipianina 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary tsy izany ihany, fa rehefa hitany fa nitovy tamin’ny olombelona+ izy, dia nanetry tena ka nanjary nankatò ary tonga hatramin’ny fahafatesana ny fankatoavany,+ eny, fahafatesana teo amin’ny hazo fijaliana.+
8 Ary tsy izany ihany, fa rehefa hitany fa nitovy tamin’ny olombelona+ izy, dia nanetry tena ka nanjary nankatò ary tonga hatramin’ny fahafatesana ny fankatoavany,+ eny, fahafatesana teo amin’ny hazo fijaliana.+