2 Korintianina 7:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny alahelo araka ny sitrapon’Andriamanitra dia miteraka fibebahana izay mitondra famonjena, ary tsy tokony hanenenana izany.+ Fa ny alahelon’izao tontolo izao kosa mitondra fahafatesana.+ Hebreo 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 kanefa nihemotra,+ dia tsy azo velomina indray ho amin’ny fibebahana,+ satria mamantsika ny Zanak’Andriamanitra amin’ny hazo fijaliana indray izy ireo, ka manala baraka azy ampahibemaso.+
10 Ny alahelo araka ny sitrapon’Andriamanitra dia miteraka fibebahana izay mitondra famonjena, ary tsy tokony hanenenana izany.+ Fa ny alahelon’izao tontolo izao kosa mitondra fahafatesana.+
6 kanefa nihemotra,+ dia tsy azo velomina indray ho amin’ny fibebahana,+ satria mamantsika ny Zanak’Andriamanitra amin’ny hazo fijaliana indray izy ireo, ka manala baraka azy ampahibemaso.+