FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 69:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Hidera ny anaran’Andriamanitra amin’ny alalan’ny hira aho,+

      Ary hankalaza azy amin’ny fisaorana.+

  • Hosea 14:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Manaova teny fibebahana ka miverena amin’i Jehovah.+ Milazà aminy ianareo rehetra hoe: ‘Enga anie ka hamela heloka ianao!+ Ary raiso izay tsara. Izahay kosa, ho setrin’izany, dia hanolotra ny vokatry ny molotray, dia ny vantotr’ombilahy fiderana.+

  • 1 Korintianina 9:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Koa raha mitory ny vaovao tsara+ aho, dia tsy misy antony ireharehako, fa tsy maintsy+ manao izany aho. Lozako+ tokoa raha tsy mitory ny vaovao tsara aho!

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara