Jaona 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tsy ny hanameloka+ an’izao tontolo izao no nanirahan’Andriamanitra ny Zanany ho amin’izao tontolo izao, fa ny hamonjy+ izao tontolo izao kosa amin’ny alalany. Jaona 7:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Izaho mahalala azy,+ satria izaho no solontenany ary Izy no naniraka ahy.”+
17 Tsy ny hanameloka+ an’izao tontolo izao no nanirahan’Andriamanitra ny Zanany ho amin’izao tontolo izao, fa ny hamonjy+ izao tontolo izao kosa amin’ny alalany.