Lioka 6:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Lozanareo raha milaza soa momba anareo daholo ny rehetra, fa izany koa no nataon’ny razanareo tamin’ny mpaminany sandoka.+ Galatianina 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Olona ve no reseko lahatra, sa Andriamanitra? Sa mila sitraka amin’olona aho?+ Raha mbola mila sitraka amin’olona+ mantsy aho, dia tsy mpanompon’i Kristy.+
26 “Lozanareo raha milaza soa momba anareo daholo ny rehetra, fa izany koa no nataon’ny razanareo tamin’ny mpaminany sandoka.+
10 Olona ve no reseko lahatra, sa Andriamanitra? Sa mila sitraka amin’olona aho?+ Raha mbola mila sitraka amin’olona+ mantsy aho, dia tsy mpanompon’i Kristy.+