Isaia 33:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary tsy hisy mponina hilaza hoe: “Marary aho.”+ Ho voavela heloka+ ny olona monina ao amin’ilay tany. Matio 9:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nisy lehilahy nalemy nandry teo am-pandriana, nentin’ny olona teo aminy.+ Rehefa hitan’i Jesosy ny finoan’ireo, dia hoy izy tamin’ilay nalemy: “Mahereza, anaka! Voavela ny helokao.”+
24 Ary tsy hisy mponina hilaza hoe: “Marary aho.”+ Ho voavela heloka+ ny olona monina ao amin’ilay tany.
2 Ary nisy lehilahy nalemy nandry teo am-pandriana, nentin’ny olona teo aminy.+ Rehefa hitan’i Jesosy ny finoan’ireo, dia hoy izy tamin’ilay nalemy: “Mahereza, anaka! Voavela ny helokao.”+