Salamo 56:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa novonjenao tsy ho faty aho.+Tsy ianao ve no niaro ny tongotro tsy ho tafintohina?+Mba handehanako eo anatrehan’Andriamanitra, amin’ny fahazavan’ny velona.+ Salamo 116:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Novonjenao tsy ho faty mantsy aho,+Notsimbininao ny masoko mba tsy ho latsa-dranomaso, ary ny tongotro mba tsy ho tafintohina.+
13 Fa novonjenao tsy ho faty aho.+Tsy ianao ve no niaro ny tongotro tsy ho tafintohina?+Mba handehanako eo anatrehan’Andriamanitra, amin’ny fahazavan’ny velona.+
8 Novonjenao tsy ho faty mantsy aho,+Notsimbininao ny masoko mba tsy ho latsa-dranomaso, ary ny tongotro mba tsy ho tafintohina.+