Deoteronomia 30:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa tena eo akaikinao, izany hoe eo am-bavanao sy ao am-ponao ny teny,+ mba hotanterahinao.+ Matio 7:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 “Koa izay rehetra mandre izany teniko izany ka mankatò, dia hoharina amin’ny lehilahy malina izay nanorina ny tranony teo ambony vatolampy.+ Jaona 13:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Raha fantatrareo izany, dia sambatra ianareo raha manao izany.+
24 “Koa izay rehetra mandre izany teniko izany ka mankatò, dia hoharina amin’ny lehilahy malina izay nanorina ny tranony teo ambony vatolampy.+