Isaia 53:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Voageja mafy+ sy nanaiky hampahorina izy,+ nefa tsy niloa-bava akory. Nentina toy ny ondry hovonoina izy,+ ary tsy niloa-bava toy ny ondrivavy izay nanjary moana teo anoloan’ny mpanety azy.+ Romanina 12:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Aza manaiky ho resin’ny ratsy, fa reseo foana amin’ny tsara ny ratsy.+
7 Voageja mafy+ sy nanaiky hampahorina izy,+ nefa tsy niloa-bava akory. Nentina toy ny ondry hovonoina izy,+ ary tsy niloa-bava toy ny ondrivavy izay nanjary moana teo anoloan’ny mpanety azy.+