FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 11:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Mitsara araka ny rariny+ anefa i Jehovah Tompon’ny tafika. Mandinika ny voa sy ny fo izy.+ Enga anie aho hahita ny hamalianao an’ireny, satria taminao no nanambarako ny adiko mba hotsarainao!+

  • Jaona 8:50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Tsy mitady voninahitra ho an’ny tenako anefa aho,+ fa misy Iray mitady izany sady mitsara.+

  • Romanina 4:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 fa ho antsika koa. Eny, natao ho antsika koa izany, satria mino an’ilay nanangana an’i Jesosy Tompontsika tamin’ny maty+ isika.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara