Romanina 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Aoka ianareo hifaneho firaiketam-po lalina raha ny amin’ny fitiavan-drahalahy.+ Aoka ianareo ho loha laharana raha ny amin’ny fifanomezam-boninahitra.+ Kolosianina 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa mitafia fitiavana lalina sy fangoraham-po,+ hatsaram-panahy, fanetren-tena,+ fahalemem-panahy,+ ary fahari-po,+ satria olom-boafidin’Andriamanitra+ ianareo, sady masina no tiana.
10 Aoka ianareo hifaneho firaiketam-po lalina raha ny amin’ny fitiavan-drahalahy.+ Aoka ianareo ho loha laharana raha ny amin’ny fifanomezam-boninahitra.+
12 Koa mitafia fitiavana lalina sy fangoraham-po,+ hatsaram-panahy, fanetren-tena,+ fahalemem-panahy,+ ary fahari-po,+ satria olom-boafidin’Andriamanitra+ ianareo, sady masina no tiana.