Lioka 22:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 “Ary ianareo no nifikitra+ tamiko tao anatin’ireo fitsapana nahazo ahy.+ Asan’ny Apostoly 1:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 nanomboka tamin’ny nanaovan’i Jaona batisa azy+ ka hatramin’ny andro nampiakarana azy niala taminay,+ dia tokony hisy anankiray ho tonga vavolombelona miaraka aminay ny amin’ny nitsanganany tamin’ny maty.”+
22 nanomboka tamin’ny nanaovan’i Jaona batisa azy+ ka hatramin’ny andro nampiakarana azy niala taminay,+ dia tokony hisy anankiray ho tonga vavolombelona miaraka aminay ny amin’ny nitsanganany tamin’ny maty.”+