Ohabolana 3:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ny mpaneso+ no hanaovany eson-teny,+ fa ny mpandefitra kosa hankasitrahany.+ Jakoba 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Lehibe kokoa anefa ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa asehon’Andriamanitra.+ Koa hoy ny Soratra Masina: “Andriamanitra manohitra ny olona manambony tena,+ fa maneho hatsaram-panahy tsy manam-paharoa kosa amin’ny manetry tena.”+
6 Lehibe kokoa anefa ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa asehon’Andriamanitra.+ Koa hoy ny Soratra Masina: “Andriamanitra manohitra ny olona manambony tena,+ fa maneho hatsaram-panahy tsy manam-paharoa kosa amin’ny manetry tena.”+