Efesianina 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary farany, aoka ianareo hahazo hery+ mandrakariva amin’ny alalan’ny Tompo sy amin’ny alalan’ny tanjaky+ ny heriny.
10 Ary farany, aoka ianareo hahazo hery+ mandrakariva amin’ny alalan’ny Tompo sy amin’ny alalan’ny tanjaky+ ny heriny.