FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Galatianina 5:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 fitsiriritana, fibobohan-toaka,+ lanonana feno filibana, ary ny toy ireo. Ny amin’ireo zavatra ireo no ampitandremako anareo mialoha, toy ny efa nampitandremako anareo rahateo, fa tsy mba handova ny fanjakan’Andriamanitra+ izay mpanao+ an’ireo.

  • Efesianina 4:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Eny, nampianarina ianareo mba hanaisotra ny toetranareo taloha,+ izay mifanaraka amin’ny fitondran-tenanareo fahiny sady mihasimba+ araka ny faniriany mamitaka,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara