Isaia 65:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 65 “Manaiky hotadiavin’izay+ tsy manontany ahy+ aho, ary manaiky ho hitan’izay tsy mitady ahy.+ Hoy aho amin’ny firenena izay tsy miantso ny anarako:+ ‘Intỳ aho! Intỳ aho!’+ Hosea 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary hafafiko amin’ny tany toy ny voa izy mba ho ahy.+ Ary izaho hamindra fo aminy, dia izy izay tsy namindrana fo.+ Dia hiteny amin’izay tsy oloko aho hoe: “Oloko ianao.”+ Ary izy ireo kosa hanao hoe: “Andriamanitro ianao.”’”+
65 “Manaiky hotadiavin’izay+ tsy manontany ahy+ aho, ary manaiky ho hitan’izay tsy mitady ahy.+ Hoy aho amin’ny firenena izay tsy miantso ny anarako:+ ‘Intỳ aho! Intỳ aho!’+
23 Ary hafafiko amin’ny tany toy ny voa izy mba ho ahy.+ Ary izaho hamindra fo aminy, dia izy izay tsy namindrana fo.+ Dia hiteny amin’izay tsy oloko aho hoe: “Oloko ianao.”+ Ary izy ireo kosa hanao hoe: “Andriamanitro ianao.”’”+