Deoteronomia 7:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Valiany an-kitsirano* kosa anefa izay mankahala azy ka haringany.+ Tsy hisalasala hamaly an-kitsirano an’izay mankahala azy izy. Isaia 26:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa mivoaka avy any amin’ny toerany i Jehovah mba hanao ampamoaka ny mponina amin’ny tany, noho ny fahadisoana nataon’izy ireo taminy.+ Dia hasehon’ny tany ny ra nalatsak’ilay tanàna,+ ary tsy hafeniny intsony ireo novonoina tao.”+
10 Valiany an-kitsirano* kosa anefa izay mankahala azy ka haringany.+ Tsy hisalasala hamaly an-kitsirano an’izay mankahala azy izy.
21 Fa mivoaka avy any amin’ny toerany i Jehovah mba hanao ampamoaka ny mponina amin’ny tany, noho ny fahadisoana nataon’izy ireo taminy.+ Dia hasehon’ny tany ny ra nalatsak’ilay tanàna,+ ary tsy hafeniny intsony ireo novonoina tao.”+