24 Fa hisy Kristy sandoka+ sy mpaminany sandoka+ hitsangana ka hanao famantarana+ lehibe sy fahagagana mba hamitahana hatramin’ny olom-boafidy aza, raha azony atao.+
14 Amin’izay dia tsy ho zaza intsony isika ka hatopatopan’ny+ onja sy havezivezin’izao karazan-drivotry ny fampianarana+ rehetra izao amin’ny alalan’ny famitahan’ny+ olona, sy amin’ny alalan’ny hafetsen-dratsy amin’ny famoronana hevi-diso.