Romanina 13:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Aoka isika hitondra tena tsara+ toy ny amin’ny andro, ka hifady ny lanonana feno filibana sy ny fibobohan-toaka,+ ny firaisana ara-nofo tsy ara-dalàna sy ny fitondran-tena baranahiny,+ ary ny fifamaliana+ sy ny fialonana.
13 Aoka isika hitondra tena tsara+ toy ny amin’ny andro, ka hifady ny lanonana feno filibana sy ny fibobohan-toaka,+ ny firaisana ara-nofo tsy ara-dalàna sy ny fitondran-tena baranahiny,+ ary ny fifamaliana+ sy ny fialonana.