1 Korintianina 15:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary ho hita fa vavolombelona mandainga ny amin’Andriamanitra isika,+ satria manambara+ fa Andriamanitra efa nanangana an’i Kristy.+ Tsy ho natsangany anefa izy raha tsy hatsangana tokoa ny maty.+
15 Ary ho hita fa vavolombelona mandainga ny amin’Andriamanitra isika,+ satria manambara+ fa Andriamanitra efa nanangana an’i Kristy.+ Tsy ho natsangany anefa izy raha tsy hatsangana tokoa ny maty.+