1 Korintianina 5:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Esory ny lalivay efa ela, mba ho koba vaovao+ ianareo, satria tsy tokony hisy lalivay ianareo. Fa efa natao sorona+ tokoa i Kristy,+ izay toy ny zanak’ondrin’ny Paska.+ 2 Korintianina 5:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ilay tsy nanota mihitsy+ no nataon’Andriamanitra ota+ hamonjy anay, mba ho lasa olo-marina eo anatrehan’Andriamanitra+ izahay, amin’ny alalany.
7 Esory ny lalivay efa ela, mba ho koba vaovao+ ianareo, satria tsy tokony hisy lalivay ianareo. Fa efa natao sorona+ tokoa i Kristy,+ izay toy ny zanak’ondrin’ny Paska.+
21 Ilay tsy nanota mihitsy+ no nataon’Andriamanitra ota+ hamonjy anay, mba ho lasa olo-marina eo anatrehan’Andriamanitra+ izahay, amin’ny alalany.